|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpisolovava |
| Singan-teny | 2mpisolo, 3vava |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avocat.
[1.3, 1.5] [mpisolo vava] 7avocat. [1.13] |
| Ohatra |
8 Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy.
[2.944#]
|
| Voambolana | 9 Lalàna |
| Mpanahaka | 10 solovava, 11 solombava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|